Teny iditra | fara hatoka | |
Singan-teny | fara ; hatoka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [ farahatoka ] Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina") Ny fomban-drazana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The upper part of the nape of the neck. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'extrémité de la nuque Figuré: usages des ancêtres [1.3] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |